|
|
|
|

Entry1  jery atrika
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] baiko-miaramila ilazana mba hijoro tsara; ny loha miandranandrana, ny ranjo mikambana, ny tongotra somary mivelatra kely ary ny tanana roa mitsotra manaraka ny vatana
Explanations in French  4  [1.13] garde-à-vous
Vocabulary  5  Military
Elementary words  6  jery, atrika

Updated on 2024/12/07